Ny asa ho sahanina amin'ny 2018 (concrètement en 2018)
Raha voasokajy amin'ireo ny sehatra misy anao, dia aza misalasala ny manoratra na miantso avy hatrany aty aminay, handrindrana ny volana, andro sy ny fotoana mahamety ny fandraisana an-tànana.

Tsara ho antsika ny mahafantatra ireo tombontsoa manokana azon'ireo rehetra izay niditraan-tsehatra anatin'ilay Toe-tsaina sy Hai-tao mampivoatra isan'andro na ny Kaizen. < eto>

Manasa anao hanoratra aty aminay raha liana amin'ny Kaizen  ianao, na koa manana soso-kevitra mampandroso sy mampiroborobo ny asa. <eto>
 
 



Créer un site
Créer un site